-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/24.txt

1 line
326 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-10 15:28:45 +00:00
\v 24 Avy teo ny mpanompo zay nahazo talenta raika de nagnantogna sady nizaka hoe: "Tompoko, fantako fa lilahy matotra anao. Mamboly egny amin'izay tsy nambolenao anao, sady mangorogna vokatra egny amin'izay tsy nambolenao. \v 25 Natahotra zaho, ka nandeha nagnamony ny talentanao tao angatin'ny tany. Jerevo, igny zao anao. "