-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/43.txt

1 line
228 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-29 16:16:40 +00:00
\v 43 Ka izany mahatonga Anaha mizaka aminareo, alaina aminareo ny Fanjakan'Andriamanitra ka hatolotra ny firenena zay magnome vôny. \v 44 Niza niza ho lavon'io vato io de ho potipotika. Fa zegny hilavoany koza de ho torotoro."