2020-02-08 13:42:05 +00:00
|
|
|
|
\v 28 Aza matahotra an’ny zegny mamono ny vatagna nefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Nefa koza, matahora an’ny zegny afaka magnary ny fagnahy mban’ny vatagna amin’ny helo. \v 29 Tsy vola madinika bitaka ma ny hamarotana fody roy ? Fa mbola tsisy ndre raika amin'iary zareo aza latsaka amin’ny tany raha tsisy ny fahalalan’i Abanareo.\v 30 Fa ndre ny vi-ndrandragnanareo aza voaisa aby koa.\v 31 Aza matahotra. Misy dikany be ambonin’ny fody maro anareo.
|