-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/01.txt

1 line
318 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-11 15:08:18 +00:00
Ndreka nahita ny Fokonolona Jesôsy, de niakatra tan-tendrombohitra. Ndreka tafapetraka Izy, de nagnatogna an'Azy ny mpianatrany. Namoa ny vavany Izy de nampianatra an'iary zareo, magnano hoe: " Sambatra ny tsy manam-pagnahy, fa an'iary zareony fanjakan'ny lanitra. Sambatra ny malemy fagnahy, fa iary zareo no handova