-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/07.txt

1 line
388 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-22 10:32:41 +00:00
\v 7 Aveo de nitsangana lilahy igny de nandea an-dragnony.\v 8 Ndreka nahita anazy ny fokonolona, de gaga iary zareo ka de nidera an'Andriamanitra, zay nagnome fahefana ôtran'izany ho an'olona.\v 9 Ndreka negna teo Jesôsy, de nahita lilahy atao hoe Matio Izy, nipetraka tamin'ny tragno fagnalana hetra. De nizaka taminazy Izy hoe: "Magnaraha Anaha." Nitsangana izy ka nagnaraka Anazy.