-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/03.txt

1 line
546 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-22 10:32:41 +00:00
\v 3 Igny, ny sanagny tamin'ny mpanora-dalàna nagnano am-po hoe: "Mizaka raha ratsy manjary lilay io." \v 4 Fa fantatry Jesôsy ny eritreritr'iary zareo ka nizaka hoe: "Nagnino anareo na mieritreritra raha tsy ao agnaty fonareo?\v 5 Fa ino ma tena mora ny mizaka hoe: 'Vôvela ny helokanao,' sa ny mizaka hoe: 'Mitsangàna de mandiana?' \v 6 Mbara ho fantatrareo fa ny Zanak'olona de managna fahefana hamela heloka eto ambonin'ny tany,..." nizaka Izy tamin'ny marary rekitra hoe: "Mitsangàna, de bokay ny fandrenanao, sady modia an-dragnonao."