\v 3 Ndreka nivoaka izy tamin’ny lera fahatelo de nahita mpiasa nijorojoro tabazary tao.
\v 4 De nizaka izy tamin’iary zareo hoe :" Anareo koa, mandiana amin’ny tanim-boaloboka, de zegny an-keviny marina de omeko anareo ." de nandeha niasa iary zareo.