-x-antambahoaka_mat_text_reg/14/19.txt

1 line
464 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 13:11:17 +00:00
\v 19 Aveo Jesôsy nibeko ny fokonolona mba hitometra amin'ny ahitra. De nalainy ny mofo dimy sy laoka roy. Ka niandrandra tagny an-danitra, sady nisaotra Izy de nanapaka ny mofo ka nomeny ny mpianatra, de ny mpianatra nagnome an'zany an'iregny fokonolona.\v 20 Nihinagna aby izy marobe ka voky. Avy teo de naotrik'iary zareo ny sisan'ny potik'aany ka nahafeno roambinifolo tanty.\v 21 Teo amin'ny dimy arivo lahy teo ny nihinagna, ankoatra ny zaza sy ny viavy.