-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/28.txt

1 line
443 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-11 14:25:22 +00:00
Ka\v 28 magnano akory ma ny ertritreritranareo? Nisy lilahy raika nanagna zanaka lilahy roy. Nenga amin'ny voalohany izy de nagnano hoe: 'Zanako, mandiana miasa amin'ny tanimboaloboka agny gniany.' \v 29 Ny zanagny lilahy namaly an'azy hoe: "Tsu ho agny aho," fa niova hevitra my izy aveo de nandeha.\v 30 Aveo de nandeha amin'ny faharoy izy de nizaka karan'izany koa. Namaly izy de nizaka hoe: "Ho agny, tompoko, nefa tsy nandeha agny izy.