-x-antambahoaka_mat_text_reg/21/01.txt

1 line
515 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-06 22:35:41 +00:00
\v 1 Ndreka nagnantogna an'i Jerosalema Jesôsy mban'ny mpianatrany de nandeha ta Betifaga, amin'ny tendrombohitra Oliva, de nagniraka mpianatra roy Jesôsy,\v 2 nizaka tamin'iary zareo hoe :"Mandiana amin'ny vohitra magnaraka an'io, fa eo noho eo de hahita apondra mifatotra anareo sady misy zanaka apondra koa miaraka aminazy. Tatay iary zareo de handozy aminaha aty. \v 3 ka na misy mizaka anareo mikasika anazy, de zakay hoe :"Misy raha ilan'ny Tompo an'azy, de halefan'olna miaraka aminareo eo noho eo izany."