-x-antambahoaka_mat_text_reg/05/21.txt

1 line
469 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-11 15:08:32 +00:00
\v 21 Efa regninareo fa vôzaka tamin'iary zareo taloha hoe: 'Aza mamono olona,' de na zovy na zovy mamono olona de ho vôheloka agny amin'ny fitsarana.' \v 22 Fa zakaiko aminareo fa zay vignitra amin'ny rahalahiny de tsara raha vôheloka agny amin'ny fitsarana; de na zovy na zovy mizaka ny rahalahiny hoe: Anao olona fahatany!' de vôheloka agny amin'ny filan-kevitra; de ndre iza ndre iza mizaka hoe: 'Foka anao!' de mendrika ny ho any amin'ny farihy mirehitra afo.