-x-antambahoaka_mat_text_reg/10/02.txt

2 lines
420 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 18:48:32 +00:00
\v 2 De tôgny aby ny agnaranny apostoly roa ambiny folo. Ny voalohany, de Simona (antsovana my koa hoe Petera), de Andreo ampirahalahy aminazy; Jakoba zanaka lilahini Zebedio, miaraka amini Jaona ampirahalahy aminazy ;\v 3Filipo; de Bartolomeo; Tomasy, de Matio raika mpangalaka hetra; Jakoba zanaka lilahini Alfeosy, de Tadeosy;
2019-11-07 11:22:16 +00:00
\v 4 Simona raika Zelota, de Jodasy Iskariota, raika hamadika anazy.