2020-02-22 10:27:45 +00:00
|
|
|
\v 1 Niditra tan-dakana Jesôsy, nitsaka, de tonga tan-tanànany.\v 2 Igny, nisy lilay rekitra nandry tam-pandrena nandaon'iary zareo Taminazy. Ndreka nahita ny finoan'iary zareo Jesôsy, de nizaka tamin'ny lilahy marary rekitra Izy hoe: "Anaka, mifalia anao. Efa voavela ny helokanao."
|