-x-antambahoaka_mat_text_reg/20/20.txt

1 line
419 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-22 18:06:14 +00:00
\v 20 Aveo de nagnatogna ani Jasôsy endrin-janaka lahin'i Zebedio niaraka taminny zanagny lilahy. Nandohalika tagnatrehany izy sady nangataka raha avy aminAzy.\v 21 De nizaka Jesôsy taminazy hoe : "Ino raha irinao?" Nizaka izy tamin'Azy hoe: "Mandidia mba hahezany zanako roy lahy tôgny mipetraka, ny raika aminny tagnanao ankavanana de ny raika aminny tagnanao ankavia, ao aminny fanjakanao."