-x-antambahoaka_mat_text_reg/10/34.txt

1 line
329 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-08 13:42:05 +00:00
\v 34 Aza mihevitra fa Izaho de hitondra fedanana amboninny tany eto. Tsy avy hitondra fedanana Aho, fa sabatra. \v 35 Fa avy Aho hampisaraka ny zanaka lilahy aminny abany, mbanny zanaka viavy aminny endriny, de ny vinanto vavy aminny rafozam-baviny. \v 36 Zegny antokantragnony my no manjary fahavalonny olona.