-x-antambahoaka_mat_text_reg/10/24.txt

1 line
354 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-08 13:42:05 +00:00
\v 24 Ny mpianatra de tsy ho lehibe amboninny mpampianatrany, na mpiasa ambony noho ny mpampiasa. \v 25 Ampy ho anny mpianatra raha manjary karanny mpampianatranazy, de ny mpiasa karanny mpampiasa. Ndreka nantsovaniary zareo hoe belzeboba ny tompon-tragno, de ho ratsy be kara ino ny agnarana hagnantsovaniary zareo ny isan-tokantrano!