-x-antambahoaka_mat_text_reg/10/05.txt

1 line
410 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 18:48:32 +00:00
\v 5De nirahini Jesôsy iary zareo roy ambiny folo. Ka nagnatoro aniary zareo Izy sady nizaka hoe : "Aza mandeha aminny toerana misy an'ny Jentilisa anareo, de aza miditra aminny renivohitranny Samaritana. \v 6 Fa mandiana aminny ondry very aminny taranakanny Isiraely; \v 7 ka ndreka mandeha anareo, de mitoria de zakay hoe : efa akeky ny fahatongavanny Fanjakanny lanitra.