-x-antambahoaka_mat_text_reg/28/16.txt

1 line
222 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-06 09:53:01 +00:00
\v 16 Fa nandea tagny Galilia iregny mpianatra raika amin'ny folo, tagny amin'ny tendrombohitra zay efa natoron'i Jesôsy an'iary zareo. \v 17 Ndreka nahita an'Azy iary zareo, de nidera an'Azy, fa ny sanagny koza niahiahy.