-x-antambahoaka_mat_text_reg/27/51.txt

1 line
389 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-14 16:03:05 +00:00
\v 51 Indro, ny lamban'ny fiangonana nitriatra roy hatragny ambony jiska ambany, sady niojongojogna ny tany, de vaky nisasaka ny vatolampy.\v 52 Nivoha ny fasagna, ka nifatin'ny olon'Andriamanitra marobe zay maty de natsangana.\v 53 Nivôka avy tampasagna iary zareo tafaran'ny fitsangananany tamin'ny maty, niditra tamin'ny maty, niditra ny tanàna masina, sady nivôka tamin'ny maro.