-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/10.txt

1 line
338 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-02 16:35:07 +00:00
\v 10 Na nipetraka hihinagna tan-dragno Jesôsy, igny, mpagnala hetra sy olona mpanota maro tonga sady niaraka nihinagna tamin'i Jesôsy sy ny mpianatrany. \v 11 Ndreka nahita an'zany ny fariseo, de nizaka tamin'iregny mpianatrany iary zareo heo: "Nagnino ny mpianatranao nah miaraka mihinagna amin'ny mpagnala hetra sy ny olona mpanota?"