-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/49.txt

1 line
243 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-29 12:36:34 +00:00
\v 49 Ho karan'izany ny amin'ny fataperan'izao tontolo zao. Ho avy ny anjely ka hagnavaka ny ratsy fagnahy amin'ny marina. \v 50 Hatsipin'iary zareo amin'ny fagnorôna lehibe mirehitra afo iary zareo, zay hisy ny fitomagnena mbana fiadia-nify.