-x-antambahoaka_mat_text_reg/10/21.txt

1 line
538 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-08 13:42:05 +00:00
\v 21 Ny rahalahy de hagnano raha hahafaty an'ny rahalahy, ny ray de ny zanagny. Ny zanaka hitsangana hanohitra an'ny abany aminny endriny ka hahafaty aniary zareo io. \v 22 Avy aminny agnarako de hanjary halan'ny olona marobe anareo. Ka ndregny madigny hatraminny farany, de ho voavonjy aby. \v 23 Ndreka magnanjaka anareo aminny tanan-dehibe io iary zareo, de milefàsa aminny ambadika agny, fa Izaho mizaka aminareo marina, fa tsy hotapitranareo aby ny tanànanisraely alohanny hatongavanny Zanakolona.