-x-antambahoaka_mat_text_reg/10/14.txt

1 line
338 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-08 13:42:05 +00:00
\v 14 Fa zegny tsy mandray anareo na tsy miteno ny raha zakainareo, de ahintsagno aby ny vovoka aminny tongotranareo, ndreka menga aminny tragno io na amin'ny tanan-dehibe io anareo. \v 15 Zakaiko aminareo tsara, fa hohafahafa kokoa nenny tanini Sodoma sy Gomora aminny andro fitsarana toy izay aminny tanan-dehibe io.