-x-antambahoaka_jud_text_reg/01/01.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 1 Joda mpiasan'i Jesôsy Kristy, ralahin'i Jakoba, ho an'ny zegny angizana hoe, malala amin'Andriamanitra Iaba, sady vôtahiry ho an'i Jesôsy Kristy \v 2 : Enga anie de hampitomboina aminareo ny famindram-po mban'ny fiadanana sy ny fitiavana.