auto save
This commit is contained in:
parent
2616eac8f6
commit
b41b741d0e
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
De Enoka koa, lay fahafito nandimby an'i Adama, de efa naminany mikasika an'io, nizaka hoe: "Igny an! Ho tonga ny Tompo miaraka amin'nymasina an'azy amagnalignaligna. Ho tonga Izy mba hagnatanteraka ny fitsarana ny olona marobe. Ho tonga Izy hampagneky an'ny olona ratsy fagnahy marobe tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnahiny, mban'ny zaka tsy manjary marobe nizakain'ny olona ratsy fagnahy hanoitra an'Azy." Azareo de mpimonomonogna
|
De Enoka koa, lay fahafito nandimby an'i Adama, de efa naminany mikasika an'io, nizaka hoe: "Igny an! Ho tonga ny Tompo miaraka amin'nymasina an'azy amagnalignaligna. Ho tonga Izy mba hagnatanteraka ny fitsarana ny olona marobe. Ho tonga Izy hampagneky an'ny olona ratsy fagnahy marobe tamin'ny asa vitany tamin'ny haratsem-pagnahiny, mban'ny zaka tsy manjary marobe nizakain'ny olona ratsy fagnahy hanoitra an'Azy." Azareo de mpimonomonogna, sady mpimoimoy
|
Loading…
Reference in New Issue