auto save
This commit is contained in:
parent
d917549134
commit
985a5e20cc
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Fa ndre de i Mikaela arikanjely aza, ndreka niady tamin'ny devoly sady nifanditra taminazy tamin'ny mikasika ny fatin'i Mosesy, de tsy nasahy nizaka raha tsy manjary hagnamelohana anazy. De hoy izy: "Enga anie de hagnanatra anao ny Tompo!" Fa io olona io de mizaka raha tsy manjary an'ny raha marobe tsy fantany. Fa ndregny fantany_de kara ny fahalalan'ny biby tsisy saigna_de izany mamotika an'iary zareo. Loza ho anazareo! Fa raha nandeha tamin'ny tanànan'i Kaina iary zareo sady nagnaraka ny fahadisoan'i Balama mba hazahoany tambiny. De maty tamin'ny figafen'i Kora
|
Fa ndre de i Mikaela arikanjely aza, ndreka niady tamin'ny devoly sady nifanditra taminazy tamin'ny mikasika ny fatin'i Mosesy, de tsy nasahy nizaka raha tsy manjary hagnamelohana anazy. De hoy izy: "Enga anie de hagnanatra anao ny Tompo!" Fa io olona io de mizaka raha tsy manjary an'ny raha marobe tsy fantany. Fa ndregny fantany_de kara ny fahalalan'ny biby tsisy saigna_de izany mamotika an'iary zareo. Loza ho anazareo! Fa raha nandeha tamin'ny tanànan'i Kaina iary zareo sady nagnaraka ny fahadisoan'i Balama mba hazahoany tambiny. De maty tamin'ny figafen'i Kora iary zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue