auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-10 12:16:15 -05:00 committed by root
parent 5b57cf5e45
commit 80b103e9fc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kara an'i Sodoma sy Gomora mban'ny tanàna magnodidigna an'iary zareo, nagnome ny tegnan'iary zareo ho amin'ny fijangajangana mban'ny fagnamboarana filana tsy avy amin'Andriamanitra. De natao ohatra amin'ny zegny mijaly amin'ny fagnasaziana amin'ny afo mandrakizay iary zareo. Kanefa de karan'izany my,
Kara an'i Sodoma sy Gomora mban'ny tanàna magnodidigna an'iary zareo, nagnome ny tegnan'iary zareo ho amin'ny fijangajangana mban'ny fagnamboarana filana tsy avy amin'Andriamanitra. De natao ohatra amin'ny zegny mijaly amin'ny fagnasaziana amin'ny afo mandrakizay iary zareo. Kanefa de karan'izany my, zegny mpagnonofinofy io de mandoto an'ny vatagnan'iary zareo my koa,