-x-antambahoaka_jas_text_reg/03/11.txt

1 line
233 B
Plaintext

\v 11 \v 12 Ny loharano ma ka mamôka rano mamy sady mafaitra avy amin'ny fivoahany. Ny fototr'aviavy io ma, ry rahalahiko, ka mamokatra oliva? Na koa ny voaloboka, mamokatra aviavy? Ny rano masira koa de tsy afaka hagnome rano mamy.