-x-antambahoaka_jas_text_reg/03/07.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 7 \v 8 fa ny karazam-bibidia maro aby io, vorogna, biby mandady, mbàn'ny zavaboharin-dranomasina de folaka sady nifolahin'olombelona. Fa raha momba ny lela ndreka de tsisy olona mahavita mamolaka an'io. Izy io de ratsy tsy hay fehezina, sad feno poizina mahafaty.