-x-antambahoaka_jas_text_reg/03/05.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 5 \v 6 Otrn'izany koa ny lela de rantsagna bitaka amin'ny vatagna, nefa izy de mihambo raha marobe. Jervo koa ma ny habitaka ny afo zay mandoro ala be. Ny lela de afo mi koa, tontolon'ny fahotana napetaka tamin'ny rantsam-batagnaantsena. Izany de magnisy pendipendigna amin'ny vatagna iray manontolo sady mandoro ny lalam-piaignana. Arehitrin'ny helo ny tegnany.