-x-antambahoaka_jas_text_reg/03/03.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 3 \v 4 fa ndreka asentsena lamboridy ambavahadin'ny soavaly aby io mab hankatoavan'iary zareo antsena, de afaka mitondra ny vatagnan'iary zareo ray manontolo koa antsena. Jerevo koa ma fa ny sambo io, ndre agnona be de indôsin'ny rivo-mahery, de voavilikan'ny familiana farany bitaka amin'ny zeny ten'ny mpagnamory.