-x-antambahoaka_jas_text_reg/03/01.txt

1 line
330 B
Plaintext

\c 3 \v 1 Tsy olona maro aby io de tokony lasa mpampianatra, ry rahalahiko. Lalan-tsena fa handray fitsarana mafy tegnany antsena. \v 2 Fa antsena marobe de tafintohina amin'ny raha marobe io aby. Fa ndreka misy tsy tafintohina amin'ny raha zakaina io, de lilahy matotra tegnany izy, fa afaka mifehy ndre vatagnany iray manontolo.