-x-antambahoaka_jas_text_reg/05/16.txt

1 line
319 B
Plaintext

Ka de mifagnekea heloka anareo, sady mifampivavaha, mba ho afaka anareo. Ny vavaka amboaran'ny olo-marina de tena mahery indrindra ny fiasany. Elia de olombelona karantsena my. Nivavaka mafy izy mba tsy hilatsaka ny orana, de tsy norana ny andro nandritran'ny telo taona sy enim-bolana. Aveo de nivavaka ndreka Elia. Ka