-x-antambahoaka_jas_text_reg/04/11.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 11 Aza mifagnaratsy, azalahy anareo. Ny olona zegny magnaratsy ny rahalahy na mitsara ny rahalahiny de manohitra ny lalàna sady mitsara ny lalàna . Ndreka mitsara ny lalàna mako anareo, de tsy mpagnara-dalàna ndreka, fa mpitsara. \v 12 Raika my ny magnome ny lalàna sady mitsara. Izy raika mi no afaka mamonjy sy mandringana. Iza ma anao, miseho mitsara an'ny akamanao?