-x-antambahoaka_jas_text_reg/04/01.txt

1 line
460 B
Plaintext

\c 4 \v 1 Avy aza arika neven'ny ady sy ny fifandirana misy aminareo? Izy io ma ka tsy avy amin'ny fagnirianareo zegny miady amin'ny mpikambana akekinareo egny? \v 2 Magniry anareo, nefa de tsy managna. Mamono sady mitsiriritra anareo, nefa tsy ahazo mihitsy. Miady sady mifanditra anareo. Tsy managna anareo tratrin'ny tsy mangataka. \v 3 Mangataka anareo de tsy mahazo tratrin'ny ratsy fangatahana, mba hahafahanareo mampiasa an'izany amin'ny fagnirianareo.