-x-antambahoaka_jas_text_reg/02/21.txt

1 line
486 B
Plaintext

\v 21 Tsy tamin'ny asa va arô no nagnamarinana an'i Abrahama iabantsena ndreka nagnome an'Isaka zanagny lay teo amin'ny alitara igny izy va? \v 22 Hitanao fa ny finoana de niasa nagnaraka ny asany, ka amin'ny asa de nitombo ny finoany.\v 23 De tanteraka Soratra Masina mizaka hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nievitra an'zany ho fahamarinana," de natao hoe akaman'Andriamanitra izy. \v 24 Hitanareo zao fa amin'ny asa no hagnamarinana ny olona, fa tsy amin'ny finoana fotsiny.