-x-antambahoaka_jas_text_reg/02/01.txt

1 line
621 B
Plaintext

\v 1 Ry rahalaiko, aza mitana ny finoana an'i Jesôsy kristy Tompontsika, zay Tompon'ny voninahitra, amin'ny fiangarana amin'ny olon-kafa.\v 2 Atofay hoe misy olona miditra ao amin'ny fivorianareo magnatao peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy lilahy mahantra my koa miditra magnatao akanjo maloto.\v 3 Na mijery an' olona mekanjo tsara anano de mizaka hoe: "Azafady mitomera amina pilasy tsara," fa hijaka amin'ny hizaka amin'ny lilay mahantra koa hoe: "Mitsangàna anao ery ,"na hoe: "Mipetraha eto an-tongotrako,"ka tsy mifampitsara aminareo anareo? \v 4 Moa tsy nanjary mpitsara amin'ny eritreri-dratsy anareo?