\v 25 Karan'zany koa i Rahaba mpivaro-tegna tsy namarinana tamin'ny asa va arô izy, ndreka nampandroso iregny iraka sady nagnandefa an'iary zareo tamin'ny lalan-kafa igny va? \v 26 Fa maty ny tegna na misaraka amin'ny fagnay, de ôtran'zany my koa ny finoana tsisy asa de tsisy dikany.