\v 8 Na de zany aza, na magnatanteraka ny lalàn'ny mpanjaka anareo, arakan'ny Soratra Masina hoe: "Tiavo ny akamanao kara ny tegnanao". \v 9 Fa ndreka magnome sitraka ny olona anagny koja anareo, de manota, ka voasajy kara ny tsy magnara-dalàna.