\v 9 \v 10 Amin'io no hiderantsena ny Tompo sy ny Ray. Sady amin'io koa ny agnozonantsena olona, zeny namboarina nitovy tamin'Andriamanitra. Avy amin'ny vava izany my no ivoahan'ny fitahiana sy ny fagnozonana. Ry rahalahiko, tsy tokony hiseho raha izany.