\v 8 \v 9 Akekezo Andriamanitra, fa hagnakeky anareo Izy. Atofay madio tagnanareo, a mpanota, atofay madio koa ngy fonareo, a mpiroa saigna. Mahalelova, misaonĂ  de mitomagniza! De avelay fimehezanareo hanjary fitomagnizana, de ngy hafalenareo hanjary fimosognana. \v 10 Magnetre-tegna agnatrehan'ny Tompo, mba hanandratany anareo.