diff --git a/05/13.txt b/05/13.txt index 8340b55..884231e 100644 --- a/05/13.txt +++ b/05/13.txt @@ -1 +1 @@ -Misy olona aminareo va managna olagna? Aoka hivavaka izy. Misy olona faly koa va? Aoka hihira fiderana izy. Misy marary va aminareo? Aoka hagnatson'ny loholon'ny fiangonana, de aoka mba hivavaka ho an'azy izy. Aoka iary zareo agnosotra menaka an'azy amin'ny agnaran'ny Tompo. Ny fivavakin'ny finoana no hagnafaka ny olona marary, ka ny Tompo hagnafaka \ No newline at end of file +Misy olona aminareo va managna olagna? Aoka hivavaka izy. Misy olona faly koa va? Aoka hihira fiderana izy. Misy marary va aminareo? Aoka hagnatson'ny loholon'ny fiangonana, de aoka mba hivavaka ho an'azy izy. Aoka iary zareo agnosotra menaka an'azy amin'ny agnaran'ny Tompo. Ny fivavakin'ny finoana no hagnafaka ny olona marary, ka ny Tompo hagnafaka an'azy. \ No newline at end of file