From 8ca1a605a9d108b79b312e33a045d3d22503c216 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Thu, 24 Oct 2019 03:33:21 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 05/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/05/09.txt b/05/09.txt index 581577a..bf98e96 100644 --- a/05/09.txt +++ b/05/09.txt @@ -1 +1 @@ -Aza mifampitaraigna, ry rahalay, mba tsy tsaraina anareo. Tonga ny mpitsara mitsagnana eo am-baragnaragna. Magnalà ohatra, ry rahalay, avy amin'ny fijalaina sy faharetan'iregny mpaminany, iregny zay nizaka tamin'ny agnaran'ny Tompo. Ka, heverintsena karan'ny hoe sambatra iregny zay efa niaritra. Efa regninareo ny fiaretan'ny Jôba, sady lalanareo ny tanjognan'ny Tompo, \ No newline at end of file +Aza mifampitaraigna, ry rahalay, mba tsy tsaraina anareo. Tonga ny mpitsara mitsagnana eo am-baragnaragna. Magnalà ohatra, ry rahalay, avy amin'ny fijalaina sy faharetan'iregny mpaminany, iregny zay nizaka tamin'ny agnaran'ny Tompo. Ka, heverintsena karan'ny hoe sambatra iregny zay efa niaritra. Efa regninareo ny fiaretan'ny Jôba, sady lalanareo ny tanjognan'ny Tompo, mahatonga an'Azy \ No newline at end of file