diff --git a/05/09.txt b/05/09.txt index 581577a..bf98e96 100644 --- a/05/09.txt +++ b/05/09.txt @@ -1 +1 @@ -Aza mifampitaraigna, ry rahalay, mba tsy tsaraina anareo. Tonga ny mpitsara mitsagnana eo am-baragnaragna. Magnalà ohatra, ry rahalay, avy amin'ny fijalaina sy faharetan'iregny mpaminany, iregny zay nizaka tamin'ny agnaran'ny Tompo. Ka, heverintsena karan'ny hoe sambatra iregny zay efa niaritra. Efa regninareo ny fiaretan'ny Jôba, sady lalanareo ny tanjognan'ny Tompo, \ No newline at end of file +Aza mifampitaraigna, ry rahalay, mba tsy tsaraina anareo. Tonga ny mpitsara mitsagnana eo am-baragnaragna. Magnalà ohatra, ry rahalay, avy amin'ny fijalaina sy faharetan'iregny mpaminany, iregny zay nizaka tamin'ny agnaran'ny Tompo. Ka, heverintsena karan'ny hoe sambatra iregny zay efa niaritra. Efa regninareo ny fiaretan'ny Jôba, sady lalanareo ny tanjognan'ny Tompo, mahatonga an'Azy \ No newline at end of file