Fri Oct 18 2019 17:06:51 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 17:06:54 -04:00
parent 03d2f39719
commit 8373b31672
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 3 \v 1 Tsy olona maro aby io de tokony lasa mpampianatra, ry rahalahiko. Fantantsena fa handray fitsarana mafy tegnany antsena. \v 2 Fa antsena marobe de tafintohina amin'ny raha maro. Fa ndreka misy tsy tafintohina amin'ny raha zakaina io, de lilahy matotra tegnany izy, afaka mifehy ndre vatagnany iray manontolo aza.
\c 3 \v 1 Tsy olona maro aby io de tokony lasa mpampianatra, ry rahalahiko. Fantantsena fa handray fitsarana mafy tegnany antsena. \v 2 Fa antsena marobe de tafintohina amin'ny raha maro. Fa ndreka misy tsy tafintohina amin'ny raha zakaina io, de lilahy matotra tegnany izy, afaka mifehy ndre tegnany iraika manontolo aza.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 fa ndreka asentsena lamboridy ambavahadin'ny soavaly aby io mab hankatoavan'iary zareo antsena, de afaka mitondra ny vatagnan'iary zareo ray manontolo koa antsena. \v 4 Jerevo koa ma fa ny sambo io, ndre agnona be de indôsin'ny rivo-mahery, de voavilikan'ny familiana farany bitaka amin'ny zeny ten'ny mpagnamory.
\v 3 Fa ndreka asentsena lamboridy ambavahadin'ny soavaly aby io mba hankatoavan'iary zareo antsena, de afaka mitondra ny vatagnan'iary zareo iray manontolo koa antsena. \v 4 Jerevo koa ma fa ny sambo io, ndre agnona be de indôsin'ny rivo-mahery, de voavilikan'ny familiana farany bitaka amin'ny zeny ten'ny mpagnamory.

View File

@ -36,7 +36,7 @@
"LAPTOP-HA9V2PJ1"
],
"finished_chunks": [
"03-03",
"03-01",
"03-05",
"03-07",
"03-09",