Fri Oct 18 2019 17:10:51 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 17:10:52 -04:00
parent 9816cd98f9
commit 807b811036
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Fa ndreka asentsena lamboridy ambavahadin'ny soavaly aby io mba hankatoavan'iary zareo antsena, de afaka mitondra ny vatagnan'iary zareo iraika manontolo koa antsena. \v 4 Jerevo koa ma fa ny sambo io, ndre agnona be de indôsin'ny rivo-mahery, de voavilikan'ny familiana farany bitaka amin'ny zeny ten'ny mpagnamory.
\v 3 Fa ndreka asentsena lamboridy ambavahadin'ny soavaly aby io mba hankatoavan'iary zareo antsena, de afaka mitondra ny vatagnan'iary zareo iraika manontolo koa antsena. \v 4 Jerevo koa ma fa ny sambo io, ndre agnona be de indôsin'ny agnina mafy, de voavilikan'ny familiana farany bitaka amin'ny zeny ten'ny mpagnamory.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Otran'izany koa ny lela de rantsagna bitaka amin'ny vatagna, nefa izy de mihambo raha marobe. Jerevo koa ma ny habitakan'ny afo zay mandoro ala be. \v 6 Ny lela de afo mi koa, tontolon'ny fahotana napetaka tamin'ny rantsam-batagnantsena. Izany de magnisy pendipendigna amin'ny vatagna iray manontolo sady mandoro ny lalam-piaignana. Arehitrin'ny helo ny tegnany.
\v 5 Otran'izany koa ny lela de rantsagna bitaka amin'ny vatagna, kanefa izy de mihambo raha marobe. Jerevo koa ma ny habitakan'ny afo zay mandoro ala be. \v 6 Ny lela de afo mi koa, tontolon'ny fahotana napetaka tamin'ny rantsam-batagnantsena. Izany de magnisy pendipendigna amin'ny vatagna iray manontolo sady mandoro ny lalam-piaignana. Arehitrin'ny helo ny tegnany.

View File

@ -37,7 +37,7 @@
],
"finished_chunks": [
"03-01",
"03-05",
"03-03",
"03-07",
"03-09",
"03-11",