diff --git a/03/15.txt b/03/15.txt index 6af176c..cfc8d0d 100644 --- a/03/15.txt +++ b/03/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 Izany de hankatena nilatsaka avy ambony agny. Fa koza , avy amin'ny tany, ny tsy ara-pagnahy, ny demoniaka izany. \v 16 Fa agny amindregny misy fialognana sy fanirian-daza, de misy fifanjevôna sy ny fagnamboarana ny ratsy marobe. \v 17 Fa ny hakantena avy ambony agny de madio alohagny, feno fiadagnana, malemy fagnahy, mihevitra ny sasany, feno famindram-po sy vokatra tsara, tsy malemy, sady tsotra. \v 18 Ny vokatry ny fahamarinana de vôfafy am-piadagnana agnatin'iary zareo zegny mampihavana. \ No newline at end of file +\v 15 Izany de tsy hankatena nilatsaka avy ambony agny. Fa koza , avy amin'ny tany, ny tsy ara-pagnahy, ny demoniaka izany. \v 16 Fa agny amindregny misy fialognana sy fanirian-daza, de misy fifanjevôna sy ny fagnamboarana ny ratsy marobe. \v 17 Fa ny hakantena avy ambony agny de madio alohagny, feno fiadagnana, malemy fagnahy, mihevitra ny sasany, feno famindram-po sy vokatra tsara, tsy malemy, sady tsotra. \v 18 Ny vokatry ny fahamarinana de vôfafy am-piadagnana agnatin'iary zareo zegny mampihavana. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index d60f100..70e6635 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -42,7 +42,6 @@ "03-07", "03-09", "03-11", - "03-13", - "03-15" + "03-13" ] } \ No newline at end of file