auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-21 02:25:31 -04:00 committed by root
parent bc0734e242
commit 5a372ad80b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry rahalaiko, aza mitana ny finoana an'i Jesôsy kristy Tompontsika, zay Tompon'ny voninahitra, amin'ny fiangarana amin'ny olon-kafa. Atofay hoe misy olona miditra ao amin'ny fivorianareo magnatao peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy lilahy mahantra my koa miditra magnatao akanjo maloto. Na mijery an' olona mekanjo tsara anano de mizaka hoe: "Azafady mitomera amina pilasy tsara," fa hijaka amin'ny hizaka amin'ny lilay mahantra koa hoe: "Mitsangàna anao ery ,"na hoe: "Mipetraha eto an-tongotrako,"ka tsy mifampitsara aminareo anareo
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry rahalaiko, aza mitana ny finoana an'i Jesôsy kristy Tompontsika, zay Tompon'ny voninahitra, amin'ny fiangarana amin'ny olon-kafa. Atofay hoe misy olona miditra ao amin'ny fivorianareo magnatao peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy lilahy mahantra my koa miditra magnatao akanjo maloto. Na mijery an' olona mekanjo tsara anano de mizaka hoe: "Azafady mitomera amina pilasy tsara," fa hijaka amin'ny hizaka amin'ny lilay mahantra koa hoe: "Mitsangàna anao ery ,"na hoe: "Mipetraha eto an-tongotrako,"ka tsy mifampitsara aminareo anareo? Moa tsy nanjary mpitsaara