auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-21 02:25:31 -04:00 committed by root
parent e32433d3f5
commit 47bd1bdeb7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1,2 +1,2 @@
Aoka ho hagnatanteraka ny teny anareo fa tsy hiteno fotsiny, ka hamitaka ny tegnanareo. Fa na misy miteno ny teny nefa tsy mankato, de ôtra ny olona zay mandika ny tarehiny amin'ny
fitaratra izy. Mandinika ny tegnany izy ka mandea aveo igny de adignony ny tegnany. Fa ny olona zay mandinika tsara ny lalànan'ny fahafahana tanteraka, sy manohy magnano an'zany, fa tsy hoe miteno
fitaratra izy. Mandinika ny tegnany izy ka mandea aveo igny de adignony ny tegnany. Fa ny olona zay mandinika tsara ny lalànan'ny fahafahana tanteraka, sy manohy magnano an'zany, fa tsy hoe miteno fotsiny ka hagnadigno, de ho ambinina amin'nu