auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-22 01:16:50 -04:00 committed by root
parent 170d5dcf82
commit 3f43c8fad8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 \v 17 Ino no tsara, ry rahalaiko, ndreka mizaka olona raika fa manam-pinoana izy, kanefa tsisy asany? Afaka magnavotra an'azy va arô zany finoana zany va? Atofay hoe misy rahalay na anabavy ratsy fiakanjo sady tsy mihinan-kanina andro raika. Atofay hoe misy raika aminareo mizaka amin'iary zareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnamboara mafana de mivokisa." Na tsy magnome an'iary zareo ny raha ilain'ny vatagny anareo, ino no mahatsara an'zany? De karan'zany koa ny fi
\v 14 \v 15 \v 16 \v 17 Ino no tsara, ry rahalaiko, ndreka mizaka olona raika fa manam-pinoana izy, kanefa tsisy asany? Afaka magnavotra an'azy va arô zany finoana zany va? Atofay hoe misy rahalay na anabavy ratsy fiakanjo sady tsy mihinan-kanina andro raika. Atofay hoe misy raika aminareo mizaka amin'iary zareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnamboara mafana de mivokisa." Na tsy magnome an'iary zareo ny raha ilain'ny vatagny anareo, ino no mahatsara an'zany? De karan'zany koa ny finoana, na tsisy asa, de